|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan'aretina mampanetsetra sy miteraka fanaviana izay mampisondrotra ny hafanana ary mandreraka tsikelikely: Nandringana olona izaitratra ny tazo fahiny teto Madagasikara ~ "Injany manako ny kotrok'orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo, ka mangorangorana / Matana kanefa tsy voan'ny tazo" (S. BEM).
4 Aretim-panahy noho ny fahavoazana iray lehibe nihatra tamin' ny tena: Voan' ny tazom-karena Rangahy iny. [1.1]
5 fanaviana mampiakatra hafanana. [1.13]
6 Jereo "Tazo" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 186]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Fanazavàna teny anglisy  7 malaria; fever in general. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 la fièvre. [1.3]
9 paludisme. [1.8, 1.54]
10 malaria; fièvre en général. [1.8]
11 fièvre. [1.13]
Ohatra  12  Ny tazo dia miparitaka avy amin'ny moka. [2.424#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  14  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  17  Soratra misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: tazo ao amin' ny Baiboly (=> aretina)

Teny iditra (2/2)19  tazo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (vient sans doute de la vieille racine tazo : nu ; et en état de nudité ; les femmes à qui incombait autrefois le travail des tarodières effectuaient les travaux pénibles qu'exige cette culture complètement nues. C'est une des raisons pour lesquelles les hommes ne devaient pas approcher de ces cultures de taro). Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). Plante alimentaire bien connue. L'une des plus anciennes cultures du monde, importée par les Proto-Malgaches depuis au moins deux millénaires. Tubercules et feuilles comestibles. Voir saonjo, nom aujourd'hui le plus répandu.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 tazo, 24 zato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09