Entrée tatao
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] Harona hasiana ny vary voajinja [Rajemisa 1985]

Entrée tatao
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] filolohavana [Rakotosaona 1975]
 Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana"
¶ Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka
¶ Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise something carried on the head; something placed on top [Hallanger 1973]
Définition française ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée tatao
Partie du discours nom
Définition française  [Betsimisaraka] (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine). Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae). Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Deinbollia macrocarpa

Mis à jour le 2020/01/14