Entrée | atatao (tatao) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot atatao | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |