|
|
|
|

Teny iditra1  taratasim-bola
Singan-teny  2 taratasy, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 effets de commerce, mandat-carte. [1.13]
Ohatra  7  Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27#]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12