| Entrée | 1 manaranaka |
| Radical | 2 taranaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1] 5 mifindra amin'ny taranaka [1.13] |
| Explications en français |
6 héréditaire [1.13] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 10 Biologie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|