|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-bolana
Singan-teny  2 tapaka, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 two weeks. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 quinze jours. [1.8]
Ohatra  7  Ny tapa-bolana nitoerany tao dia hoatra ny volana maromaro taminy, ary efa nikasa hiverina izy [2.324]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12