|
|
|
|

Teny iditra1  tany andalam-pandrosoana
Singan-teny  2 tany, 3 an-dalana, 4 fandrosoana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tany tara ara-teknôlôjia ary iharan'ny fahantrana sy ny tsy fahampiana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 pays sous-développés ou en voie de développement. [1.13]
Voambolana  8  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12