Entrée mahatanty (tanty)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
 Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
Explications en anglais To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
Explications en français être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
 Résistant [1.13]
Morphologie 
Présent : mahatanty
Passé : nahatanty
Futur : hahatanty
Analogues  mahatohitra

Entrée Mahatanty
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Exemples Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/01/20