|
|
|
|

Teny iditra1  tantely amam-bahona
Singan-teny  2 tantely, 3 amana, 4 vahona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny soa sy ny ratsy izay indraindray hita mifanila toerana eto amin' ny fiainana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12