Entrée tankina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
¶ Lany: Tankina ny volantsika
¶ Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Exemples ny oran-ko ritra
ny oran-ko tankina
tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[Fox: Hainteny, numéro 449]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31