|
|
|
|

Teny iditra1  manatankina
Fototeny  2 tankina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 manakintana, 9 manatankina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12