|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanjona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana. [1.1]
4 tendrotany mandroso any anaty ranomasina. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 épaule d'une montagne; cap, presqu'île. [1.8]
7 cap. [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  tanjona
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka. [1.1]
14 zava-kendrena. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15 but, objectif, but idéal. [1.13]
Ohatra  16  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Kamban-teny rehetra  17 tanjona hotratrarina

Fivaditsoratra  18 tanjona, 19 tonjana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09