| Entrée | 1 tangìka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   tarimon-pesta [2.472#82] 4 Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny [1.1] | 
| Exemples | 5   -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono.
[2.472#82] | 
| Vocabulaire | 6 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |