|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tangary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ditin-kazo [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 tangary
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 Fetsy mody miseho ho olon-tsotra, kanjo fiharatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (peu usité) madré, rusé, roué, habile tout en simulant la simplicité [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  12 angitra, 13 granita, 14 tangary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19