| Entrée (1/2) | 1 tangala |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 tehina [Tambahoaka]
[1.78] |
| Explications en français |
4 bâton [1.6] |
| Exemples |
5 Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka.
[2.508#]
|
| Tous les mots composés | 6 tangalamena |
| Entrée (2/2) | 7 tangala |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en français |
9 pince des crabes, des camarons, des écrevisses [Tanala]
[1.6] |
| Vocabulaire | 10 Zoologie: (en général) |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|