Entrée tandry
Partie du discours nom
Explications en malgache Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [1.1]

Entrée tandry
Partie du discours nom
Explications en malgache (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [1.1]
Dérivés 
 

Entrée tandry
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Bara] Sahaza, antonona [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31