| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 tandrena | 
| Fototeny | 2tandry | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Endrikendrehina, tsaratsaraina foana, tombotombohina [1.1] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Tsipelina hafa | 9tendrena | 
| Teny iditra (2/2) | 10 tandreña | 
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
12 varimbariana [Taisaka, Bara]
 [1.78] | 
| Fivaditsoratra | 13 antendra, 14 tandrena, tandreña | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |