|
|
|
|

Teny iditra1  tanan-kodia
Singan-teny  2 tanana, 3 kodia
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo hazo misandrahaka avy eo amin' ny foiben-kodiarana [1.1]
Tsipelina hafa  6 tanan-kodiarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02