|
|
|
|

Teny iditra1  tanalahinala
Singan-teny  2 tana, 3 lahy, 4 ala
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany. [1.1]
Ohatra  7  Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529#]
Voambolana  8  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11