|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tampify
Fototeny  2 fify
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19 trano tampify

Teny iditra (2/2)20  tampify
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 tehamaina. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  23 mpitafy, 24 tampify

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09