|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitampifiana |
| Fototeny | 2 tampify |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisisihana miery eo anila, fisisihana ho eo anila noho ny fitadiavana fiarovana: Rehefa misy atahorany, ny zavatra voalohany ataon' ny zaza, dia ny fitampifiany amin' ny reniny.
5 Fiankinana, fipetahana mifanoroka amin' ny...: Tsy mahasalama ny fitampifian' ny tranon' akoho amin' ny trano lehibe. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|