|
|
|
|

Teny iditra1  tamberim-bidy
Singan-teny  2 tamberina, 3 vidy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ristourne. [1.5]
Voambolana  7  Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12