| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 tambavy | 
| Fototeny | 2vavy | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Anaran' aretina mahazo ny zaza izay heverina fa avy amin' ny vehivavy reniny niteraka azy ihany Fanafodin-jaza amboarin' ny mpanao fanafody na mpanao raokandro: Misotro tambavy [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 a disease (or ill-luck!) of infants, said to be inherited from their mothers [1.2] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 maladie d'enfants supposée venir de la mère [1.54] 7 (toute l'île) (de vavy : femme ; nourrice). Maladie du petit enfant dont on estime qu'elle est imputable à la mère ou à sa nourrice. Ce sont, dans la grande majorité des cas, des maladies de malnutrition. Les remèdes contre cette maladie sont appelés tambavin-jaza ou tambavy. [1.196]  | 
| Ohatra | 
8 Ary raha nihinan-tsiramamy be loatra ny zanany, dia itanehany tambavy mangidy satria mankarary, hono.
[2.470] 
 | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 11 Fahasalamana | 
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 14 tambavy | 
| Sokajin-teny | 15 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
16 (du mot tambavyNom donné à certaines plantes qui entraient, pour une part, dans la composition des tambavin-jaza. C'était surtout : Antidesma petiolare Tul. et Euphorbia hirta L. (Euphorbiaceae). Cette dernière espèce est aussi fréquemment administrée à la mère comme galactagogue (Voir aidinono). [Sakalava]
 [1.196] | 
| Voambolana | 17 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |