|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitaovam-pitsirian'ny zavamaniry tsy misy vahatra na taho na ravina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4 shrubs or trees, from the fibres of which the Sakalava make a kind of Lamba. There are three species: talabanaka, talafotsy, and talamena. [Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 thalle [1.13.fr#185]
6 (de ala : action d'enlever, de sortir les fibres). D'après Grandidier, nom ancien des plantes qui fournissaient des fibres textiles. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  tala~
Sokajin-teny  10  tovona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  tala, tala~

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08