|
|
|
|

Teny iditra 1  takoditra
Fototeny  2 hoditra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tubercule qu'on fait cuire avec la peau [1.3]
6 (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Toe-karena: hanina
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04