|
|
|
|

Entrée1  tako-pery
Mots élémentaires  2  takotra, 3  fery
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1]
6  [takopery] ra maina manakona ny fery [1.13]
Explications en anglais  7  scab; lit. the cover of a sore. [1.2]
Explications en français  8  [takopery] croûte [1.13]
9  croûte de plaie [1.5]
Exemples  10  Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424#]
11  Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643#]
Vocabulaire  12  Santé

Anagrammes  13 pitaroke, 14 poretika, 15 tako-pery

Mis à jour le 2025/09/12