|
|
|
|

Entrée1  takina
Radical  2  taky
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Alaina na angatahina mafy satria ananana zo: Notakiko ny trosako tany amin-dRabe ka izy indray no avo vava
Ilaina, tadiavina: Takin' ny toetr' andro izany zavatra izany [1.1]
Explications en anglais  5  to be demanded as something due [1.7]
Explications en français  6  qu'on exige de droit [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 

Anagrammes  12 antaky, 13 antika, 14 takina, 15 tanika, 16 Tankay

Mis à jour le 2025/09/12