|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  takarina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3#650]
Ohatra  5  Raha mararin-teny, aza tia takarina. [2.69#]
6  Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#]
7  Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  takarina
Fototeny  18 takatra
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  20 Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 to be reached, to be attained to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 auquel on atteint, où l'on arrive [1.8]
Ohatra  23  Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#]
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  28 akitrana, 29 anatrika, 30 antarika, 31 antraika, 32 katraina, takarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02