|
|
|
|

Teny iditra1  tafarina
Fototeny  2 arina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 set up straight. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui s'est mis sur son séant, qui s'est relevé. [1.3]
Ohatra  6  ary intelo tafatsipika izy vao tafarina. [2.69]
7  tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
8  Tsy antony tokana, hoy Zaka tafarina, fa antony famenony. [2.5]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 atrifana, 14 fanaitra, 15 faritana, 16 fatraina, 17 fatrania, 18 fianatra, 19 fiatrana, 20 fitarana, 21 tafarina, 22 tarafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02