Entrée tafahitsoka (hitsoka)
Partie du discours participe
Explications en malgache Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahitsoka ao anatin' ny fotaka ny fiara [1.1]
Explications en français Qui s'est enfoncé, qui a échoué, qui est dans l'embarras: Tafahitsoka ao anatin’ ny fotaka ny kalesy (La voiture s'est enfoncée dans la boue) ~ Tafahilsoka ao anatin’ ny fasika ny sambo (Le navire s’est enfoncé, a échoué dans le sable) ~ Tafahitsoka ao anatin’ ny (ahasahiranana lehibe izy (Il s’est enfoncé dans de grands embarras) ~ Tafahitsoka amin’ izany raharaha izany izy (Il s’est enfoncé, il a échoué dans cette affaire, il est dans l’embarras au sujet de cette affaire) [1.3]
Exemples 
1Tsy nahita fahasambarana fa tafahitsoka amina fahoriam-panahy tsy nandrandrainy. [2.245]
2Tsy te-hahita anao intsony aho, fa tafahitsoka loatra ato anatin' ny honahonan' ny fahotana! [2.499]
3Moa tsy tafahitsoka amin' ny fahadisoam-panantenana tsy misy hivoahana ireo mpitoky ny marina sy ny rariny sasa-niandry ny valiny eto an-tany? [2.296]

Mis à jour le 2023/01/22