|
|
|
|

Teny iditra1  vavarana
Fototeny  2 vavatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tatahana kely.
5 Vahana, velarina.
6 Aseho, ambara, aposaka. [1.1]
Ohatra  7  Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#]
8  Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  14 varavaña, 15 vavarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09