|
|
|
|

Teny iditra1  tadim-poitra
Singan-teny  2 tady, 3 foitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1]
6 lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 cordon ombilical [1.13]
Ohatra  9  Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245#]
Voambolana  10  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12