|
|
|
|

Teny iditra1  tadim-paribolana
Singan-teny  2 tady, 3 faritra, 4 volana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 hitsy tsy mandalo amin'ny ivo mampitohy teboka roa amin'ny faribolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 corde d'un cercle [1.13]
Voambolana  8  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11