| Entrée | 1 spiroketa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [fr. spiroquette] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, manana endrika miolakolaka amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny farasisa [1.1] |
| Vocabulaire | 4 Santé |
| Anagrammes | 5 pirotsake, 6 poretsika, 7 spiroketa, 8 tsy re poka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|