|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sotry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loza, antambo. [1.1]

Teny iditra (2/5)4  sotry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny Vono: vono sotry. [1.1]
Kamban-teny rehetra  7 vonosotry

Teny iditra (3/5)8  sotry
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 ririnina. [Bara] [1.78]
Voambolana  11  Fotoana

Teny iditra (4/5)12  sotry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (de sotry : pauvre, misérable) Laggera alata (D. Don) Sch. Bip. ex Oliv. (Asteraceae). Les gens pauvres emploient cette plante très commune, comme combustible et pour faire des fumigations dans les maisons. Elle peut à la rigueur remplacer l'encens, beaucoup plus cher.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)16  sotry
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 (pris ici plutôt dans le sens de témoin comme dans l'expression vono sotry qu'on employait quand on administrait le poison ordalique à un poulet, au lieu de le faire prendre à l'inculpé lui-même). Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Nom relevé par Debray et Jacquemin. Rameaux utilisés dans les pratiques ordaliques.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 rotsy, 21 sotry, 22 tsiro, 23 tsory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09