|
|
|
|

Teny iditra1  soratabe
Singan-teny  2 sorata, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 raibe, teny enti-milaza ny zoky olona efa fotsy volo (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany). [Bara] [1.353#62]

Fivaditsoratra  6 betarosa, 7 soratabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12