|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 soratà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 olomaty, vazaha (tenin-tsikidy)
[Sakalava]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 sorata |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany)
[Bara]
[1.353#62] |
| Kamban-teny rehetra | 7 soratabe |
| Fivaditsoratra | 8 saotra, sorata, soratà, 9 tarosa, 10 tsarao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|