|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [soñy] 3 molotra. [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4 Molo-tsobika. [1.1]
5 molotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 lèvres. [1.13]
[soñy] 7 lèvre. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  8  Haiaina
Tovy hevitra  9 somy

Teny iditra (2/5)10  sony
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 arêtier. [1.13]
Voambolana  13  Toe-karena: fanorenana

Teny iditra (3/5)14  sony
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 vavam-borona. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 bec. [1.13]
Voambolana  18  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/5)19  sony
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 (déformation de songo). Nom donné à plusieurs Didiereaceae : Alluaudia comosa (Drake) Drake , Alluaudia humbertii Choux et Didierea madagascariensis Baill.. [Bara, Mahafaly] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)23  Sony
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  25 Shuni. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26 Shuni. [2.996]
Voambolana  27  Soratra Masina
Tovy hevitra  28 soni
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  29 Toko sy andininy momba Sony

Fivaditsoratra  30 nosy, 31 Sonì, 32 sony, Sony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09