Entrée | 1 somondrara |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 sondrara |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.78] [Tanala]
tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono 6 [1.78] [Tanosy] zatovo vavy 7 [1.78] [Taisaka] nono 8 [1.78] [Sihanaka] nonon-jazavavy 9 [1.1] Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny 10 [1.13] tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana |
Explications en français |
11 [1.13] adolescente |
Exemples |
12 [2.606#] Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. 13 [2.508#] Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot somondrara |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |