|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somidika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (s-om-idika) Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 midosika, 8 misodika, somidika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|