Entrée | fisomidika (somidika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin' ny rano: Jereo ny fisomidik' itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin' io sao dia marary kibo [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |