Entrée somebiseby (sebiseby)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
Miheninkenina [1.1]
Explications en français Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé) [1.3]
Exemples 
1Somebiseby erý Fatakamana. [2.499]
2Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252]
3Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436]
Dérivés 
 
Synonymes someby

Mis à jour le 2023/03/02