| Entrée | 1 somaingisaingy |
| Radical | 2 saingisaingy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana [1.1] |
| Explications en français |
5 timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3] |
| Analogues | 6 hangihangy, haingihaingy |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|