|
|
|
|

Teny iditra1  solovozona
Singan-teny  2 solo, 3 vozona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 Col de chemise postiche. [1.3]
Ohatra  6  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Voambolana  9  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12