|
|
|
|

Teny iditra1 solo vava
Singan-teny  2solo, 3vava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a person sent to represent another on certain occasions [1.2]
Ohatra  6 «solovava» kosa no nandikana ny teny hoe « Parakleto» ao amin' ny 1 Jao. [1.38]
Mpanahaka  7 mpisolovava, 8 solombava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12