|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solovaika |
| Singan-teny | 2 solo, 3 vaika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka.
6 Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom.
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 8 solovaika, 9 voasolika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|