|
|
|
|

Teny iditra1 solompenakoho
Singan-teny  2solo, 3fe, 4akoho
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana [1.3]
Ohatra  8 Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]
Mpanahaka  9 solombodiakoho

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11