|
|
|
|

Teny iditra1  solika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 menaka [Bezanozano] [1.78]
4 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
5 Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
6 Kolikoly enti-mamitaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 oil [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 huile [1.8]
Ohatra  9  Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 solitany
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 sakilo, 25 siloka, solika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09