|
|
|
|

Teny iditra1  solehina
Fototeny  2 solika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (masinina, milina) Hosorana menaka: Efa ela angaha ity milina ity no nosolehina. [1.1]
5 voaisy solika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 lubrifié. [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 lesohina, 12 solehina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11