Entrée sokafana (sokatra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko
¶ Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefamihinana
¶ Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be opened [Hallanger 1973]
Traduction française qu'on ouvre [Hallanger 1974]
Morphologie 
sokafana
sokafako
sokafanao
sokafany
sokafantsika
sokafanay
sokafanareo
sokafan'
sokafan-
sokafam-
sokafa-
nosokafana
nosokafako
nosokafanao
nosokafany
nosokafantsika
nosokafanay
nosokafanareo
nosokafan'
nosokafan-
nosokafam-
nosokafa-
hosokafana
hosokafako
hosokafanao
hosokafany
hosokafantsika
hosokafanay
hosokafanareo
hosokafan'
hosokafan-
hosokafam-
hosokafa-
sokafy
Exemples Nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31